Dikan'ny teny : mitsingerina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingerina) mt. s.: Miverina (enti-milaza andro na fotoana izay toa mihodina ka tonga amin'ny nialany ihany), miherina: Mitsingerina isan-taona ny fetin'ny fahaleovantena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel