Dikan'ny teny : mitsingidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingidina) mt. s.: Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa. • Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin'ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra. • Mandry amin'ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin'izao fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel