Dikan'ny teny : mitsingilahila

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingilahila) mt. s.: Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera. ? h.o.: Mitsingilahila laua ny toeran'ny mpanao politika ka tsy mba tiako. ? Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin'ny hiuidianako ity trano ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel