Dikan'ny teny : mitsingina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingina) mt. s. (mitsingina): Mandray amin'ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra er~ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono. • Maka izay voafihina amin'ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity. ? Manendry kely foana amin'ny hanina; miangolangola er? rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin'izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin'ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel