Dikan'ny teny : mitsingoloka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsingoloka) mt, s. (mitsingoloha): Mirons ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo andavarangana izy ka nianjera. * Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin'io masolasitra io. ? MitadY hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy (mt. p.). ? Mile vaniny amin'ny zavatra faran'izay madinika hamelezana ny ha-fa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel