Dikan'ny teny : mitsinkafona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsinkafona) mt. s.: Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny. ? Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin'ny rano. • Mitranga ho hitan'ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataon y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel