Dikan'ny teny : mitsipaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipaka) mt, p, (mitsipaha): Mandaka, manosika amin'ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny uilia ny zazakely - h.o,: Manohitra, mandà: Telo no nankat6 ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka. ? Maty, dangy ter?: Voan'ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo. ? Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. - F.-p.: Mitsipa-damba: enti-milaza olona noheverina ho efa maty, nefa miverina indray ny ainy. / Mitsipadoha laka-nitana: tsy mahay mankasitraka ka manao tsinontsinona ny nanao soa azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel