Dikan'ny teny : mitsipalotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipalotra) mt. s.: Enti-milaza ny maso nahajery vetivety na niserana fotsiny; mandalo vetivety: Nitsipalotra tany aminy ny masoko tao am-piangonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel