Dikan'ny teny : mitsipika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsipika) mt. s. (mitsipiha): Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay ualala saika hosamboriko. ? Mipitika: Nitsipika tamin'ny mpandalo ny fotaka uoahitsak'ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny. Ahitsio
2 (tsipika) p. t.: Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan'ity zaza ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel