Dikan'ny teny : mitsipy

Hampiditra dikany hafa
(tsipy) mt. p.: (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin'ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). - F.-p.: Mitsipy sandry: manakivilivily sandry rehefa Mi mandeha, manipy sandry rehefa mandihy. / Mitsipy uoavitsy: miriorio foana, mirenireny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067