Dikan'ny teny : mitsirangaranga
Hampiditra dikany hafa
(tsirangaranga) mt, s,: Mitsangantsangana, miranirany etsy sy eroa. * Tsy mitony fa be ahiahy: Tsy natory aho halina fa nitsirangaranga foana nieritreritra ny zanako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha