Dikan'ny teny : mitsiranorano

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiranorano) mt. s na p.t.: Mitera-drano, mandranorana, miteraka ivy: Mbola mitsiranorano ihany ny fery. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel