Dikan'ny teny : mitsirara

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsiràra) mt. s. (mitsirarà): Potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka: Nitsirara Rabe ka narary azy ny lamosiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel