Dikan'ny teny : mitsirika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsirika) mt. P. (mitsiriha): Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an'i Dada teo Rakoto. ? Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan'andro ny Dokotera. ? Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel