Dikan'ny teny : mitsitaitaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsitaitaika) mt. s.: Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako. A Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany! ? Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midi-na daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel