Dikan'ny teny : mitsitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsitra) mt. s. (mitsira): Mandry henjana mivalampatra: Misy olona mamo maty mitsitra ao atsimontrano ao. ? Mijihitra maty eo no ho eo: Nitsitra teo no ho eo ihany ilay uorona notorahanay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel