Dikan'ny teny : mitsivalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsivalana) mt. s. (mitsivalàna): Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra. * h.o.: Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin'ilay heuitrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel