Dikan'ny teny : mitsivetraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsivetraka) mt. s. (mitsivetràha): Mipetraka, mametraka ny tenany hisonanina amim-piadanana: Iza ange io Rangahy mitsivetraka amin'ny sezabe io? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel