Dikan'ny teny : mitsoboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoboka) mt. s. (mitsobdha): Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin'io rano io fa misy aretina, ho-no, ao. ? Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel