Dikan'ny teny : mitsofa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofa) mt. s.: Tsofaina, voatsofa: Haxo efa nitsofa ity ka tsy tapahina intsony. - F.-p.: Mitsofa maina: mihinana fananan'ny sasany. * Ohab.: Mitsofa maina ohatra ny tsofa ben'Andohalo: mihinana ny tsy nisasarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel