Dikan'ny teny : mitsofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsofotra) mt. s.: Milentika, maty, misoka (masoandro): Nitsofotra tamin' ny enina androany ny masoandro. ? Milentika ao anaty rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel