Dikan'ny teny : mitsoriaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsoriaka) mitsoriaha): Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any. ? Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin'ny habakabaka ny tselatra. ? Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao. ? Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity. ? Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha uao nahita ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel