Dikan'ny teny : mitsorika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manorika (tsorika) mt. s. (ity faharoa no fampiasa indrindra): Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika amin'ny uatolampy ny rano. ? Mitsotsoroka: Manorika ny labozia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel