Dikan'ny teny : mitsotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsotaka) mt. s.: Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr'izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel