Dikan'ny teny : mivadiditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vadiditra) mt. s. (mivadidira): Miolonolona, mifadiditra: Nivadiditra tamin'ny ranjony ny bibilaua. * Misy dian-tsorakazo nikapohana na tady nifatorana: Nivadiditra ny ranjony tamin'ny kapoka nataon-drenikeliny azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel