Dikan'ny teny : mivady

Hampiditra dikany vaovao
1 (vady) mt. s. (mivadia): Miray. ? Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory. ? Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: La-sa any an-tsena ry Rainikoto mivady. ? Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo miuady izy tamin'ny Krismasy. * Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel