Dikan'ny teny : mivalampatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (valampatra) mt. s. (mivalampàra): Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra. • Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy iiay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel