Dikan'ny teny : mivalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vàlana) mt. s. (mivalàna): Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto. 4 Mangery, miavela: Lasa nivalana izy. 4 Marary kibo ka mangery matetika: Mararin'ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? — Mivalana izy io, Do-k o te ra. - F.-p.: Miandry an-dRazaka tsy hivalana: miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel