Dikan'ny teny : mivalandotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (valandbtra) mt. s. (mivalandora): Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra, miampatra: Mivalandotra eo ambony ahitra ilay mpagataka fa noana angamba! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel