Dikan'ny teny : mivalo

Hampiditra dikany vaovao
1 (valo) mt. s. (mivalbza): Mifona, mibaboka amin'ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo. Ahitsio
2 (valo) mt. s.: Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary sala be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel