Dikan'ny teny : mivalona

Hampiditra dikany vaovao
1 (vàlona) mt. s.: Miforitra milamina tsara: E-fa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony. • Tehirizina na atokana ho an'ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel