Dikan'ny teny : mivaly

Hampiditra dikany vaovao
1 (valy) mt. s.: Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amtn'ny Minisitry ny Fampianarana. 4 Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any! 4 Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel