Dikan'ny teny : mivanika

Hampiditra dikany vaovao
1 (vanika) mt. s. (mivanikà): Miseho (nify). 4 Marnpiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny. 4 Mampiseho nify noho ny hatezerana. 4 Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan'ny hanoanana sy main'ny hetaheta, hono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel