Dikan'ny teny : mivaona

Hampiditra dikany vaovao
1 (vaona) mt. s.: Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany. 4 Mandeha any amin'ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izan y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel