Dikan'ny teny : mivarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (varina) mt. s. (mivarina): Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity. 4 Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanĂ na any ilay mpangalatra. 4 Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana. 4 Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel