Dikan'ny teny : mivaroraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (varoraka) mt. s. (mivaroraha): Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan'io zaza io. 4 Vaky ka miely miparitaka: Mivaroraka ny tsinain'ilay alika voahitsahy ny aotomobilina. 4 h.o.: Kivy ka very hevitra: Nivaroraka izy nahare izany vaouao ratsy izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel