Dikan'ny teny : mivarotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (varotra) mt. s. sady mt. p. (mivarota): Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany. 4 Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa. (mi. P.) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel