Dikan'ny teny : mivatsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vatsy) mt. p. (mivatsia): Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia. 4 Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel