Dikan'ny teny : mivelona

Hampiditra dikany vaovao
1 (velona) mt. s.: Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin'ny zezika ny zavamaniry ary amin'ny sakafo ny zavamananaina. 4 Mahazo tombony: Mivelona amin'ny ranomason'ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel