Dikan'ny teny : mively

Hampiditra dikany vaovao
1 (vely) mt. s. (miueleza): Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona. ? Mampaneno: Miuety langorony ny ankizy. - F.-p.: Mively ba: manamarika ny ban-kira amin'ny tehina kely izay entina toa hanoritana amin'ny fihetsika tsipika roa na telo na efatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel