Dikan'ny teny : mivembena

Hampiditra dikany vaovao
1 (vena) mt. s.: Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe e! ? Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel