Dikan'ny teny : mivena

Hampiditra dikany vaovao
1 (vena) mt. s.: Mirona, miraika, mitongilana: Tohano auy etsy atsimo ?o latabatra io fa mivena. ? Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy miuena amin'izany isika na dia kely aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel