Dikan'ny teny : miveraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (veraka) mt. s.: Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra. ? Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako. ? Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony. ? Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miueraka koa izany raha touolahy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel