Dikan'ny teny : miveravera

Hampiditra dikany vaovao
1 (veravera) mt. s.: Mitsikera, mivohavoha. ? (akanjo) Mivaroradroraka: Miuerauera ny akanjonao izany ka amboary tsara. ? Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miuerauera koa izany raha zazavavy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel