Dikan'ny teny : miverina

Hampiditra dikany vaovao
1 (verina) mt. s. (miverena): Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? ? Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! ? Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! * Mitampody: Niverina ny androtr'iny ihany izy. ? Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! ? Miherina: Miverina indray ity ny lohataona! ¶ M. h.: Mitodi-doha, mody, mimpody, mitampody, manao tampody fohy, miverina ilalana. — Miuerina, mifotitra, manody, manangatra. —Mamerina, manindroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel