Dikan'ny teny : mivesatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vesatra) mt. p. (mivesàra): Mitondra zavatra be lanja: Mivesatra entana izy fa ampio haingana. ? Tototra (fahoriana, fijaliana, aretina): Miuesatry ny fahoriana io Rauehivauy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel