Dikan'ny teny : mivezivezy

Hampiditra dikany vaovao
1 (veziuezy) mt. s. (miveziveze): Mandeha ats? sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran'ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita. ? Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin'ity ala diavintsika ity. ΒΆ M. h.: Mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel