Dikan'ny teny : mividy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vidy) mt. s. (mividiana): Mandoa vola atao takalon'ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel