Dikan'ny teny : mivihivihy

Hampiditra dikany vaovao
1 (vihivihy) mt. s.: Mangovitra, mipararetra no-ho ny hatsiaka: Omeo ahanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy ery ity izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel