Dikan'ny teny : mivikina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vikina) mt. s. (miuikina): Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tauitra mihitsy io zazalahy io rehefa miuikina. / Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel